Alohan'ny hiterahana ny vehivavy dia betsaka no tokony fiomanana atao na
ara-batana izany na ara-tsaina ary mazava ho azy ara-bola ihany koa.Ny
amin'ny ara-batana dia tokony mihoatra ny 20 taona eo ho eo
farafaha-keliny, amin'io mantsy no tomombana tsara daholo ny fitomboana
sy ny fahamatoan'ny taova rehetra ilaina amin'ny fiterahana dia ny
taovam-pananahana izay; misakafo ara-pahasalamana
tsara
satria tsy ho mora ny fitondrana vohoka mandritra ny 9 volana. Ny aty vava ihany koa dia mila jerena sao misy simba ny nify ohatra satria mandritra ny fitondrana vohoka dia tsy mety loatra ny manala azy ireny.Ary indrindra indrindra mety hahareraka koa ilay 3 volana voalohany satria
miova tanteraka ao anatin'ny fotoana fohy ny toe-batana amin'iny fotoana iny. Misy koa ireo régime izay tokony arahina 2 na 3 volana mialoha mba ahazoana lahy na vavy araka izay safidinareo mivady.
Ny ara-tsaina indray koa dia amboarina tsara koa. Dia mifantoka tsara ao amin'ny fitomboan'ny zaza ao an-kibo ny saina. Ezahina esorina ao an-doha daholo ny olana rehetra izay mibahana ny saina. Tsy mety ho an'ny zazakely ao an-kibo mantsy izany fa mila saina tony tsara. Misy ny zaza raha malahelo lava ny reniny mandritra ny fotoana maha ao an-kibo azy dia misentosento lava koa izy rehefa mivoaka ao. Misy koa ireo zaza lasa taitaitra satria izay no nitondran'ny reniny azy tao an-kibo...
Ny ara-bola moa izany mazava ho azy fa mila misafo ianao mandritra ny fitondrana vohoka, tokony efa miomana tsara amin'ny akanjo sy ny kojakoja rehetra ilaina ho an'ny bevohoka.

Miarahaba, no ilainao-bola mba handoavana ny faktiora na hamaha izay olana ara-bola karazana, antsoy aho-katsaram-panahy izao amin'ny alalan'ny email: johnlutherloanfirm1@outlook.com
RépondreSupprimerAtolotro bola isan-karazany.
misaotra