Ny akondro?
Ireto avy ny hita ao anatin'ny akondro 100g
protides 0.8g
glucides 15g
lipides 0.4g
calories 90 (kcal)
vitamines C 15mg
Voankazo tena mampatanjaka ny akondro. Vetivety dia manal havizanana ny akondro satria ora 2 aorian'ny fihinanano azy dia efa voarain'ny vatanao sahady ny hery avy aminy. Mampitombo tsara ny zaza koa ny fihinanana azy ary mampatanjaka ireo efa nahazo taona koa izy. Mora levonina tsara ny akondro.
Afaka apetraka amin'ny faritra may amin'ny hoditra ny hoditr'akondro mba hampitony ny fanaintainana.

Mihinana Akondro fa tsara hoan'ny fahasalamana sady mapatanjaka
RépondreSupprimer