Accéder au contenu principal

OTRIK'AINA ILAINA

Hojerentsika ato indray ny otrik'aina mety ho hita amin'ny sakafo rehetra izay tena ilain'ny vatana. Ho asesintsika eto daholo ary ireo karazana vitamines sy sels minéraux ilan'ny vatantsika sy ireo sakafo misy azy ireo.


VITAMINES A: produits laitiers, tamenak'atody, huître, karaoty, manga, paiso, persil, navet, épinard, abats de volailles
VITAMINES B1: tongolo gasy, céréales, petits pois, jambon
VITAMINES B2: produits laitiers, olatra, persil, laisoa, epinard
VITAMINES B3: akoho, trondro, gana,
bitro, huître
VITAMINES B5: atody andrahoina amanankorany(oeuf dur), fromage, atin-kena, abats de vollailles na taovan-kena
VITAMINES B6: taovan-kena, ovy, akondro, jambon, voankazo namainina (fruits secs), legioma
VITAMINES B8: atin-kena sy taovan-kena, tamenak'atody, lentilles, olatra
VITAMINES B9: tamenak'atody, épinard, taovan-kena, legioma
VITAMINES B12: ati-kena, ati-doha-kena, sardines, trondro, crabe, tamenak'atody, huître, crevette
VITAMINES C: papay, épinard, mananasy, laisoa, fraise, karazam-boasary rehetra
VITAMINES D: trondro, ati-kena, tamenak'atody
VITAMINES E: menaka, céréales, zavoka, épinard
VITAMINES K: persil, épinrd, laisoa, haricots verts
FER: ati-kena, abats de volailles, legioma, voa-maina, céréales, tamenak'atody, cacao, voankazo namainina (fruits secs)
CALCIUM: produits laitiers, soja, sardines, céréales, chou de chine
MAGNESIUM: chocolat, céréales, épinard, akondro, ovy, legioma
POTASSIUM: voa-maina, ovy, yaourt nature, cacao, trondro, hena

PHOSPHORE: soja, lentilles, abats de volailles, ati-kena, trondro, produits laitiers, voankazo namainina (fruits secs)
SELENIUM: tongolo gasy, trondron-dranomasina, abats de volailles, hazandranomasina, céréales, atody
ZINC: legioma, céréales, hazandranomasina, trondro, hena
Santionanay ihany ireo fa ny sakafo rehetra dia samy ahitana vitamines sy sels minéraux avokoa koa anjaranao ary ny mandanjalanja ny sakafo tokony hoaninao.

Commentaires

Posts les plus consultés de ce blog

MITONDRA VOHOKA AHO: ireo singa ahafantarana azy

Tsy tonga ny fadimbolana: Rehefa bevohoka ny vehivahy dia ny fadimbolana no tsy miverina intsony raha tsy fotoana lavalava aorian'ny fiterahana indray. Rehefa tsy tonga herinandro izy io dia ny "test de grossesse" no tsara indrindra hanamafisana azy fa tena vohoka tokoa no mahatonga ny fadimbolana tsy tonga indrindra moa fa raha tena ara-potoana foana ny fandehanany talohan'izay. Ireto anefa misy antony vitsivitsy mety ahatara ny fadimbolana nefa: - tara na tsy nisy ny fotoana naha lonaka izay mety ho vokatry ny rarin-tsaina na "stress". Ny ankizivavy vao tonga fotoana voalohany sy ireo vehivavy efa misimisy taona (45ans) - ny fanajanonana ny fandrindram-piterahana   Ireto ary ny singa ahafantarana tokoa fa mitondra vohoka ny vehivevy iray: 1* Mivonto sy somary maharary ny nono:

NY FIHETSIKAO REHEFA MIHETSI-JAZA

Marary tokoa ny mihetsi-jaza. Voalohany aloha dia tokony efa voahomana tsara daholo ny entana hoentina mamonjy hôpitaly dieny mbola tsy mihetsika ny zaza izany hoe rehefa manomboka ny hoe "miandry andro" ianao

Ny vahona

Vahona Efa ela be tany aloha tany no efa fantatra fa tena mahasoa tokoa ny fampiasana ny vahona na aloe vera na koa hoe aloès. Ny antsoina hoe latex izay azo avy amin'ny hoditry ny vahona sy ny gel, ilay tsiranoka azo avy amin'ny nofony no tena ilaina amin'izany ary aty amin'ny tany mafana toa an'i Madagasikara izao dia tena betsaka azy mihitsy. Maka tahona vahona iray ianao, potserina tsara hivoaka ny ranony ary ilay maditidity somary maitso iny no gel.