Ilaina:
Rehefa vitanao ny manendy ny hena baolina, dia atokanao ireo aloha.
Tetehina majinika ny voatabia sy ny tongolo.
Afanaina ny menaka.
Arotsaka ny voatabia sy tongolo rehefa mafana ny menaka (tsy atao mamay be)
Aroaroina ho potika tsara ny voatabia.
Arotsaka ny ketchup sy ny sauce soja. Afangaro tsara.
Arotsaka ny henabaolina.
Ampiana rano kely 2 sotro fihinanana mba hidiran'ny tsirony amin'ny hena.
Avela ho ridritra ilay rano teo.
Andramo ny sira raha mila ampiana.
Aroso ny hena baolina sauce.
MAZOTOA HOMANA!!!!
- hena baolina 12 isa eo
- menaka 3 sotro fihinanana
- voatabia 2 lehibe
- gros oignon 1
- ketchup 2 sotro fihinanana
- sauce soja 2 sotro fihinanana
Rehefa vitanao ny manendy ny hena baolina, dia atokanao ireo aloha.
Tetehina majinika ny voatabia sy ny tongolo.
Afanaina ny menaka.
Arotsaka ny voatabia sy tongolo rehefa mafana ny menaka (tsy atao mamay be)
Aroaroina ho potika tsara ny voatabia.
Arotsaka ny ketchup sy ny sauce soja. Afangaro tsara.
Arotsaka ny henabaolina.
Ampiana rano kely 2 sotro fihinanana mba hidiran'ny tsirony amin'ny hena.
Avela ho ridritra ilay rano teo.
Andramo ny sira raha mila ampiana.
Aroso ny hena baolina sauce.
MAZOTOA HOMANA!!!!
Commentaires
Enregistrer un commentaire