Ny manga?
Ao anatin'ny manga 100g dia ahitanao ireto:
Izany akory tsy midika hoe tsy ho voan'ny cancer mihintsy ianao rehefa mihinana manga fa mba manana hery hoenti-miady kokoa ianao raha mihinana betsaka azy.
Koa mazotoa ary mihinana manga daholo!!!

- calories 67
- protéines 0.5g
- glucides 17.6g
- lipides 0.3g
- fibres 1.9g
- vitamines C
- vitamines A
- vitamines B2
- vitamines B6
- vitamines E
- Cuivre
Izany akory tsy midika hoe tsy ho voan'ny cancer mihintsy ianao rehefa mihinana manga fa mba manana hery hoenti-miady kokoa ianao raha mihinana betsaka azy.
Koa mazotoa ary mihinana manga daholo!!!
Commentaires
Enregistrer un commentaire