Accéder au contenu principal

NY ENTANA ILAINA REHEFA HITERAKA

ireto avy ny zavatra ilaina rehefa hiteraka ianao:
Omanina dieny mialoha daholo ireo izany hoe iray volana alohan'ny DPA daty nomarihin'ny mpampivelona anao hahaterahanao. Rehefa mihetsika mantsy ny zaza ao an-kibo dia efa adino daholo ny pitsopitsony madinika rehetra.





ho an'i Neny:
  • akanjo mandry
  • akanjo ambony malalaka tsara hanaovana eo ambony latabatra fiterahana
  • slip coton lehibe
  • serviette hygienique
  • izay ilaina rehetra amin'ny fidiovana (savony manitra, fihigo, servieta, brosy nify, dentifrice, déodorant ...)
  • akanjo anaovana mandritra ny andro hijanonana any amin'ny hôpitaly
  • kapa
  • soutien d'allaitement
ho an'ny zaza:
  • lamba handraisana ny zaza raha vao latsaka
  • bande velpeau
  • brassière (sans manche na manche courte)
  • brassière manche longue
  • akanjo bà sy pataloha na grenouillère
  • couches (safidiana tsara ny couches ampiasaina na couche lamba)
  • huile d'amande douce
  • alcool
  • coton
  • lingette
  • compresses
  • lamba andrakofana azy (bodofotsy kely na lange
  • bonnet sy bà tongotra
  • brosim-bolon-jaza (misy izy ireny efa misy fihogo kely miaraka aminy dia tsara raha ireny no ampiasaina fa ilaina ilay fihogo kely rehefa mandro izy)
  • savony

Commentaires

Posts les plus consultés de ce blog

MITONDRA VOHOKA AHO: ireo singa ahafantarana azy

Tsy tonga ny fadimbolana: Rehefa bevohoka ny vehivahy dia ny fadimbolana no tsy miverina intsony raha tsy fotoana lavalava aorian'ny fiterahana indray. Rehefa tsy tonga herinandro izy io dia ny "test de grossesse" no tsara indrindra hanamafisana azy fa tena vohoka tokoa no mahatonga ny fadimbolana tsy tonga indrindra moa fa raha tena ara-potoana foana ny fandehanany talohan'izay. Ireto anefa misy antony vitsivitsy mety ahatara ny fadimbolana nefa: - tara na tsy nisy ny fotoana naha lonaka izay mety ho vokatry ny rarin-tsaina na "stress". Ny ankizivavy vao tonga fotoana voalohany sy ireo vehivavy efa misimisy taona (45ans) - ny fanajanonana ny fandrindram-piterahana   Ireto ary ny singa ahafantarana tokoa fa mitondra vohoka ny vehivevy iray: 1* Mivonto sy somary maharary ny nono:

NY FIHETSIKAO REHEFA MIHETSI-JAZA

Marary tokoa ny mihetsi-jaza. Voalohany aloha dia tokony efa voahomana tsara daholo ny entana hoentina mamonjy hôpitaly dieny mbola tsy mihetsika ny zaza izany hoe rehefa manomboka ny hoe "miandry andro" ianao

PATE A PIZZA TENA MORA ATAO

Ity misy fanaovana pate a pizza tena mora atao: