Kiraro gant:
Asa na rahoviana vao ho tonga eto amintsika ny kiraro na tennis toy izao, fa izao indray izao no lamaody amin'ny tennis kely any am-pita any? mety ho tianao ve fa tahaka ny tsy manao kiraro ianao fa ny tadiny sisa no hahafantarana hoe kiraro izy.
Mety mbola ho sarotra anefa ny hahatonga azy eto satria ny lokon'ny hoditra dia mila jerena tsara mba tsy hifanipaka be. Ny lohatongotra dia miditra tsirairay toy ireny manao gant tanana ireny. Ary manify koa ny faladiany. Eo amin'ny 15 euro eo no vidin'izy ity any am-pita any izany hoe tsy dia lafo ...

Commentaires
Enregistrer un commentaire