Accéder au contenu principal

Articles

Affichage des articles du 2012

JE VEUX UN VENTRE PLAT

Pour avoir le ventre plat, il faut bien gérer sérieusement son alimentation, Mangez à des heures réguières tout en prenant votre temps, bien assise, dans un endroit où vous vous sentez à l'aise; bian mastiquer chaque bouchée. Mangez cuit au lieu de cru, ne mangez pas trop salé. Bien varier l'alimentation afin de  différer les sources de vitamines et des fibres alimentaires;

NY LEHILAHY MANADALA

Ahoana no ahafantarana ny fitiavana eo amin'ny lehilahy?  Raha manadala fotsiny izy: Tsy miraharaha ny fianakavian'ilay tovovavy izy, fa matahotra azy na miafina mihitsy aza Mitady sady maika amin'ny fifandraisana akaiky kokoa foana izy, mitady fifampikasohana ara-batana, ary tsy afa-po na oviana na oviana Be kisarisary an-tsaina (imagination) be izy ary miresaka ny manaitaitra ny fitsapana (sens) Mitarika ny tovovavy hitokatokana na ho any amin'ny toerana mangingina foana izy Matahotra ny ho hitan'ny olona izy na dia tsy manao n'inon'inona aza Be fandokafana be loatra izy ary indraindray aza dia diso tafahoatra ny fanomezan-toky sy ny fihetsika ataony Manambony ny tenany, manambany ny hafa

S'OCCUPER DE SON VISAGE

Pour s'occuper de son visage, conservez votre teint frais, gardez la peau du visage impeccable, Voici des moyens très très simples, pour y parvenir: Après votre toilette, la peau du visage encore mouillée d'eau tiède, pincez votre épiderme entre le pouce et l'index, le front en premier, les joues, le menton, la racine du nez, entre les deux yeux, aux coins de la bouche, en fait toutes les parties du visage. Lorsque le visage devint rouge, aspirez fort, bloquez votre respiration en pinçant le nez et en fermant la bouche, soufflez pendant 30 secondes. Frottez votre visage avec une tomate bien mûre coupée en deux Rincez à l'eau froide.

CHOIX DU SEXE DU BEBE

La maman doit suivre un régime diététique très spécial pour pouvoir choisir le sexe de son bébé. Ce régime favorise une acidité ou une alcalinité du vagin. L'acidité permet d'obtenir le sexe féminin et l'alcalinité pour le sexe masculin.

MAYONNAISE CUITE

On a besoin de: 1 petite tasse de maïzena 2 œufs durs 6 càs d'huile

PLANTES D'INTERIEUR

Anthurium crystallinum no anaran'izy ity, mila hazavana izy nefa tsy tia masoandro, tsy tia toerana mangatsiaka anefa izy, mila rivotra ihany koa, tena tia rano izy. Rehefa tena lehibe ny Anthurium crystallinum dia mahatratra 80cm eo ny haavony. Ny fikoloina azy dia esorina izay raviny misy simba na maina. Izy dia miteraka amin'ny alalan'ny vodiny ao anaty tany. Mety koa ny Anthurium crystallinum na atao any an-tokotany aza saingy atao anaty serre kosa izy mba tsy ho azon'ny masoandro mivantana raha tsy izay dia lasa somary mavo ny raviny.. Maintso ohatra ny velour izay ny lokony ary hita be ny nervuren'ny raviny izay mampiavaka azy tokoa.

TOILETTE INTIME

Ny toilette intime dia ny fanadiovana ny fivaviana. Ao amin'ny taovam-pananahan'ny vehivavy ao dia misy ny atao hoe flore vaginale, mila kolokoloina tsara izy io satria mora simba tokoa izy no miaro ny taova amin'ny loto mety ho tafiditra rehetra ao ami'ny taova ao. Ireny loto ireny mantsy dia miteraka aretina maro be tsy tambo isaina mety hahazo ny taovam-pananahan'ny vehivavy raha tsy voatandrina. Izany indrindra no tsy maintsy hanajantsika vehivavy ny toilette intime.

NY JAMBES LOURDES

Ny jambes lourdes? Tsy dia resahina loatra  sady tsy dia tena raharahiana loatra ny jambes lourdes, kanefa dia betsaka ny voan'izy ity. Fa ny vehivavy no tena betsaka voan'izy ity nohon'ny lehilahy, ka andao ary horesahina: Ny lalan-drà izay mitondra ny rà avy any amin'ny taova mankany amin'ny fo no anton'izy ity. Indraindray dia misy tsy mety kely ny fiasan'io lalan-drà io ka mampiandrona ny rà amin'ny faritra ambanin'ny ranjo ka mahatonga ny jambes lourdes. Ny fahenoana jamabes lourdes dia matetika ny alina. Tena heno tokoa araka ny anarany ho mavesatra ny ranjo. Indraindray dia toa voly ihany koa.

CIRE A EPILER

Aza mividy cire à épiler intsony ianao fa ity misy azo karakaraina tsara ao an-trano, sady natoraly no "économique" Ikarakarana ny cire à épiler Afanao ambony afo malefaka ao anaty casserole , siramamy 2 vera ampiana rano tapaky ny vera. Rehefa mahazo caramel ianao, ampio ronom-boasary makirana kely sady manafangaro ihany ianao, ampio tantely 2 sotro fihinanana. Avelao hangotraka 2 na 3 minitra dia alao ambony afo amin'izay. lohary ilay pâte azonao dia avelao hangatsiaka. Rehefa hanao épilation amin'io cire à épiler io:

TORO HEVITRA 6 HAHAZOANA NY FON'NY OLONA

1* Mahaliana anao tanteraka ny momba ilay olona 2* Mitsikia amin'ny olona foana.

MANAN-JO NY ANKIZY

10 ny zon'ny ankizy:

TORO HEVITRA 10 MBA HANANA FIADANAM-PO

Mba hampanjakana ny fiadanam-po ao aminao dia ireto misy tolo-kevitra 10 afaka arahinao hahatratrarana izany: 1* Ekeo ny tenanao araka ny maha-ianao anao, ekeo an-kafaliana izany. 2* Izao no ataovy mibahana ao an-tsainao: izay efa azo sy noraisina no hifaliana fa tsy izay tsy ampy ho hitarainana. Izany hoe ny fisaorana no atao fa tsy ny fitarainana. 3* Ekeo ny toetry ny hafa , araka ny maha-izy azy avy, manomboka amin'ireo akaiky anao indrindra (vady aman-janakao, iray tampo, ny mifanolo-bodi-rindrina, ny havan ...) 4* Miteny ary tsy mijery afatsy izay tsara eo amin'ny hafa eo anivon'ny besinimaro. 5* Fadio ny mifampitaha amin'ny hafa , fa avona na hakiviana no vokatr'izany fa tsy hasambarana. 6* Miaina ao amin'ny fahamarinana , tsy matahotra ny hilaza izay tsara hoe tsara, ary izay ratsy hoe ratsy. 7* Vahana amin' ny fifanakalozan-kevitra ny olana eo amin'ny mpiara-monina, fa tsy amin'ny alalan'ny herisetra 8* Tsy tazonina

CITROUILLE? POTIRON?

Voatavo daholo no hiantsoantsika azy roa ireo fa inona ary no mahasamy hafa azy?

HIALA COUCHES NY ZANAKO

Niala ary ny couchesn'ny zaza. Niandry 1, 2, 3 andro, mbola mandoto ny kilaoty ihany ny zaza.. Tsy midika akory izany hoe tsy mahay ianao reny. Fa mila fantarinao tsara hoe efa afaka ny hanao maloto anaty pô tokoa ve ilay zaza. Misy fotoanany ny zavatra rehetra. Ary mila fotoana koa ny zaza ahafantarany tsara ny tadiavinao reny atao. Raha mandinika ianao, dia hitanao fa tsy dia manahirana ny zaza loatra na dia misy maloto aza ao anatin'ny couchesny ao (raha tsy dia ela ianao manolo azy). Tsy tsapan'ny zaza velively hoe maloto io zavatra avoakany io. Kanefa isika lehibe dia mahalala fa tokony any amin'ny WC no anariana io maloto io.

LADY GAGA

COUPE DE CHEVEUX "RIHANNA"

COUPE DE CHEVEUX COURTS

NY AKONDRO

Ny akondro?   Ireto avy ny hita ao anatin'ny akondro 100g protides 0.8g glucides 15g lipides 0.4g calories 90 (kcal) vitamines C 15mg Voankazo tena mampatanjaka ny akondro. Vetivety dia manal havizanana ny akondro satria ora 2 aorian'ny fihinanano azy dia efa voarain'ny vatanao sahady ny hery avy aminy. Mampitombo tsara ny zaza koa ny fihinanana azy ary mampatanjaka ireo efa nahazo taona koa izy. Mora levonina tsara ny akondro. Afaka apetraka amin'ny faritra may amin'ny hoditra ny hoditr'akondro mba hampitony ny fanaintainana.

COUPE DE CHEVEUX LONGS

NY MANGA

Ny manga?                                             

NY PAPAYE

Ny papay?                                                         Ao anatin'ny papay 100g dia ahitana ireto calories 33 (kcal) protides 0.5g lipides 0.1g vitamies C

ROBE AMIN'NY ANDRO MAFANA

Ireto indray ary fa efa hafana indray zao ny andro:

LES ROBES DE NUIT

Robe de nuit, chemise de nuit, nuisette,... akanjo mandry daholo ny filazantsika azy:

ROBE DE SOIREE

Ny didina robe de soirée:

NY ENTANA ILAINA REHEFA HITERAKA

ireto avy ny zavatra ilaina rehefa hiteraka ianao: Omanina dieny mialoha daholo ireo izany hoe iray volana alohan'ny DPA daty nomarihin'ny mpampivelona anao hahaterahanao. Rehefa mihetsika mantsy ny zaza ao an-kibo dia efa adino daholo ny pitsopitsony madinika rehetra.

NY FIHETSIKAO REHEFA MIHETSI-JAZA

Marary tokoa ny mihetsi-jaza. Voalohany aloha dia tokony efa voahomana tsara daholo ny entana hoentina mamonjy hôpitaly dieny mbola tsy mihetsika ny zaza izany hoe rehefa manomboka ny hoe "miandry andro" ianao

ONDANA TSARA

Izay tsara kidoro hono tsara torimaso nefa aza adino fa ny ondana koa dia mila atao tsara. Atao tsara endrika sy madio, ary malemilemy tsara sy mitovy tantana mba tsy ankarary ny hatoka rehefa matory. Atao mifanentana amin'ny haben'ny olona matory koa ny helehibeny. Ohatra oe misy ny ondana natao ho an'ny zaza vao teraka; rehefa miha lehibe izy dia alebiazina amin'izay ny ondany. Antsipiriany kely ary:

NY ASAN'NY VITAMINES

Hitanao ao amin'ny SAKAFO ireo vitamines rehetra fa inona ary ny asany eo amin'ny vatantsika?

NOFO-KENA SAUCE OVY

nofon-kena 1/4kg ovy 2 somary lehibebe voatabia 3 lehibe menaka 3 sotro fihinanana

POUR LES VACANCES: AUX BAIGNEURS!!!

Voici 5 précautions à prendre pour vos baignades: 1* Faites bien attention car 'leau froide, trop froide est la cause majeure des noyades. 2* C'est très bien d'apprendre à plonger à vos enfants, mais plusieurs plongeons successifs sans repos représentent bien un danger. 3* Sportif ou non, éviter de nager à contre-courant, se fatiguer, et aller au-delà de ses forces. 4* Si quelques uns ne risquent rien en se baignant après le repas, beaucoup d'autres pour lesquels la chose est fatale! 5* La plongée sous marine avec apnée volontaire est limitée à 10m pour la prudence

KIRARO AMIN'NY ANDRO MAFANA

Inona ny kiraro fanao amin'izao andro mafana izao? Ny kapa:

METY HO TIANAO VE?

Kiraro gant: Asa na rahoviana vao ho tonga eto amintsika ny kiraro na tennis toy izao, fa izao indray izao no lamaody amin'ny tennis kely any am-pita any? mety ho tianao ve fa tahaka ny tsy manao kiraro ianao fa ny tadiny sisa no hahafantarana hoe kiraro izy.

SAUCE AMIN'NY HENA BAOLINA

 Ilaina: hena baolina 12 isa eo menaka 3 sotro fihinanana voatabia 2 lehibe gros oignon 1 ketchup 2 sotro fihinanana sauce soja 2 sotro fihinanana   

VONONA NY HITERAKA AHO

Alohan'ny hiterahana ny vehivavy dia betsaka no tokony fiomanana atao na ara-batana izany na ara-tsaina ary mazava ho azy ara-bola ihany koa.Ny amin'ny ara-batana dia tokony mihoatra ny 20 taona eo ho eo farafaha-keliny, amin'io mantsy no tomombana tsara daholo ny fitomboana sy ny fahamatoan'ny taova rehetra ilaina amin'ny fiterahana dia ny taovam-pananahana izay;  misakafo ara-pahasalamana tsara

OTRIK'AINA ILAINA

Hojerentsika ato indray ny otrik'aina mety ho hita amin'ny sakafo rehetra izay tena ilain'ny vatana. Ho asesintsika eto daholo ary ireo karazana vitamines sy sels minéraux ilan'ny vatantsika sy ireo sakafo misy azy ireo. VITAMINES A : produits laitiers, tamenak'atody, huître, karaoty, manga, paiso, persil, navet, épinard, abats de volailles VITAMINES B1 : tongolo gasy, céréales, petits pois, jambon VITAMINES B2 : produits laitiers, olatra, persil, laisoa, epinard VITAMINES B3 : akoho, trondro, gana,

Ny vahona

Vahona Efa ela be tany aloha tany no efa fantatra fa tena mahasoa tokoa ny fampiasana ny vahona na aloe vera na koa hoe aloès. Ny antsoina hoe latex izay azo avy amin'ny hoditry ny vahona sy ny gel, ilay tsiranoka azo avy amin'ny nofony no tena ilaina amin'izany ary aty amin'ny tany mafana toa an'i Madagasikara izao dia tena betsaka azy mihitsy. Maka tahona vahona iray ianao, potserina tsara hivoaka ny ranony ary ilay maditidity somary maitso iny no gel.