Ny papay?
Ao anatin'ny papay 100g dia ahitana ireto
calories 33 (kcal)
protides 0.5g
lipides 0.1g
vitamies C
provitamines A
potassium 214mg
calcium 20mg
magnésium 13mg
fibres
30% n'nizay 100g izay dia ahitanao antioxydant, manatsara ny hoditra. Manatsara ny tosi-drà izy, manatsara ny taolana ary manampy amin'ny fandevonan-kanina.
Fa ny papay manta na ny raviny ihany koa dia azo ampiasaina handemena (ho lasa malemy) ny hena. Fonosinao ao anaty raviny, na ny nofony notetehina mandritra ny ora 1 na mahery kely eo ny hena dia hitanao fa halemy. Ny latex n'ny papay moa dia ampiasain'ny orinasa mpamokatra chewing-gum.

Commentaires
Enregistrer un commentaire