Accéder au contenu principal

Articles

Affichage des articles associés au libellé banane

CONFITURE DE BANANE

Ce qu'on a besoin: - pour 1 kg de banane - 600g de sucre et 1/2l d'eau

NY AKONDRO

Ny akondro?   Ireto avy ny hita ao anatin'ny akondro 100g protides 0.8g glucides 15g lipides 0.4g calories 90 (kcal) vitamines C 15mg Voankazo tena mampatanjaka ny akondro. Vetivety dia manal havizanana ny akondro satria ora 2 aorian'ny fihinanano azy dia efa voarain'ny vatanao sahady ny hery avy aminy. Mampitombo tsara ny zaza koa ny fihinanana azy ary mampatanjaka ireo efa nahazo taona koa izy. Mora levonina tsara ny akondro. Afaka apetraka amin'ny faritra may amin'ny hoditra ny hoditr'akondro mba hampitony ny fanaintainana.