Accéder au contenu principal

Articles

Affichage des articles associés au libellé hygiène

TOILETTE INTIME (version française)

Dans l’appareil génital de la femme, il y a la flore vaginale qu’on doit prendre soin à cause de sa fragilité. Cette flore vaginale a pour rôle de protéger l’appareil génital contre toutes les saletés et donc tous les facteurs d’infections que ce soit grave ou pas. Les saletés entraînent des infections et toutes sortes de maladies et cela pour une minorité de négligence. C’est pour ca que nous, les femmes, on doit respecter la toilette intime.

TOILETTE INTIME

Ny toilette intime dia ny fanadiovana ny fivaviana. Ao amin'ny taovam-pananahan'ny vehivavy ao dia misy ny atao hoe flore vaginale, mila kolokoloina tsara izy io satria mora simba tokoa izy no miaro ny taova amin'ny loto mety ho tafiditra rehetra ao ami'ny taova ao. Ireny loto ireny mantsy dia miteraka aretina maro be tsy tambo isaina mety hahazo ny taovam-pananahan'ny vehivavy raha tsy voatandrina. Izany indrindra no tsy maintsy hanajantsika vehivavy ny toilette intime.

CIRE A EPILER

Aza mividy cire à épiler intsony ianao fa ity misy azo karakaraina tsara ao an-trano, sady natoraly no "économique" Ikarakarana ny cire à épiler Afanao ambony afo malefaka ao anaty casserole , siramamy 2 vera ampiana rano tapaky ny vera. Rehefa mahazo caramel ianao, ampio ronom-boasary makirana kely sady manafangaro ihany ianao, ampio tantely 2 sotro fihinanana. Avelao hangotraka 2 na 3 minitra dia alao ambony afo amin'izay. lohary ilay pâte azonao dia avelao hangatsiaka. Rehefa hanao épilation amin'io cire à épiler io:

HIALA COUCHES NY ZANAKO

Niala ary ny couchesn'ny zaza. Niandry 1, 2, 3 andro, mbola mandoto ny kilaoty ihany ny zaza.. Tsy midika akory izany hoe tsy mahay ianao reny. Fa mila fantarinao tsara hoe efa afaka ny hanao maloto anaty pô tokoa ve ilay zaza. Misy fotoanany ny zavatra rehetra. Ary mila fotoana koa ny zaza ahafantarany tsara ny tadiavinao reny atao. Raha mandinika ianao, dia hitanao fa tsy dia manahirana ny zaza loatra na dia misy maloto aza ao anatin'ny couchesny ao (raha tsy dia ela ianao manolo azy). Tsy tsapan'ny zaza velively hoe maloto io zavatra avoakany io. Kanefa isika lehibe dia mahalala fa tokony any amin'ny WC no anariana io maloto io.