Accéder au contenu principal

Articles

Affichage des articles associés au libellé fitiavana

NY LEHILAHY MANADALA

Ahoana no ahafantarana ny fitiavana eo amin'ny lehilahy?  Raha manadala fotsiny izy: Tsy miraharaha ny fianakavian'ilay tovovavy izy, fa matahotra azy na miafina mihitsy aza Mitady sady maika amin'ny fifandraisana akaiky kokoa foana izy, mitady fifampikasohana ara-batana, ary tsy afa-po na oviana na oviana Be kisarisary an-tsaina (imagination) be izy ary miresaka ny manaitaitra ny fitsapana (sens) Mitarika ny tovovavy hitokatokana na ho any amin'ny toerana mangingina foana izy Matahotra ny ho hitan'ny olona izy na dia tsy manao n'inon'inona aza Be fandokafana be loatra izy ary indraindray aza dia diso tafahoatra ny fanomezan-toky sy ny fihetsika ataony Manambony ny tenany, manambany ny hafa