Accéder au contenu principal

Articles

Affichage des articles associés au libellé zazakely

NY ENTANA ILAINA REHEFA HITERAKA

ireto avy ny zavatra ilaina rehefa hiteraka ianao: Omanina dieny mialoha daholo ireo izany hoe iray volana alohan'ny DPA daty nomarihin'ny mpampivelona anao hahaterahanao. Rehefa mihetsika mantsy ny zaza ao an-kibo dia efa adino daholo ny pitsopitsony madinika rehetra.

ONDANA TSARA

Izay tsara kidoro hono tsara torimaso nefa aza adino fa ny ondana koa dia mila atao tsara. Atao tsara endrika sy madio, ary malemilemy tsara sy mitovy tantana mba tsy ankarary ny hatoka rehefa matory. Atao mifanentana amin'ny haben'ny olona matory koa ny helehibeny. Ohatra oe misy ny ondana natao ho an'ny zaza vao teraka; rehefa miha lehibe izy dia alebiazina amin'izay ny ondany. Antsipiriany kely ary: