Accéder au contenu principal

Articles

Affichage des articles associés au libellé bien-être

JE VEUX UN VENTRE PLAT

Pour avoir le ventre plat, il faut bien gérer sérieusement son alimentation, Mangez à des heures réguières tout en prenant votre temps, bien assise, dans un endroit où vous vous sentez à l'aise; bian mastiquer chaque bouchée. Mangez cuit au lieu de cru, ne mangez pas trop salé. Bien varier l'alimentation afin de  différer les sources de vitamines et des fibres alimentaires;

TORO HEVITRA 10 MBA HANANA FIADANAM-PO

Mba hampanjakana ny fiadanam-po ao aminao dia ireto misy tolo-kevitra 10 afaka arahinao hahatratrarana izany: 1* Ekeo ny tenanao araka ny maha-ianao anao, ekeo an-kafaliana izany. 2* Izao no ataovy mibahana ao an-tsainao: izay efa azo sy noraisina no hifaliana fa tsy izay tsy ampy ho hitarainana. Izany hoe ny fisaorana no atao fa tsy ny fitarainana. 3* Ekeo ny toetry ny hafa , araka ny maha-izy azy avy, manomboka amin'ireo akaiky anao indrindra (vady aman-janakao, iray tampo, ny mifanolo-bodi-rindrina, ny havan ...) 4* Miteny ary tsy mijery afatsy izay tsara eo amin'ny hafa eo anivon'ny besinimaro. 5* Fadio ny mifampitaha amin'ny hafa , fa avona na hakiviana no vokatr'izany fa tsy hasambarana. 6* Miaina ao amin'ny fahamarinana , tsy matahotra ny hilaza izay tsara hoe tsara, ary izay ratsy hoe ratsy. 7* Vahana amin' ny fifanakalozan-kevitra ny olana eo amin'ny mpiara-monina, fa tsy amin'ny alalan'ny herisetra 8* Tsy tazonina ...