Accéder au contenu principal

Articles

Affichage des articles associés au libellé cire à épiler

CIRE A EPILER

Aza mividy cire à épiler intsony ianao fa ity misy azo karakaraina tsara ao an-trano, sady natoraly no "économique" Ikarakarana ny cire à épiler Afanao ambony afo malefaka ao anaty casserole , siramamy 2 vera ampiana rano tapaky ny vera. Rehefa mahazo caramel ianao, ampio ronom-boasary makirana kely sady manafangaro ihany ianao, ampio tantely 2 sotro fihinanana. Avelao hangotraka 2 na 3 minitra dia alao ambony afo amin'izay. lohary ilay pâte azonao dia avelao hangatsiaka. Rehefa hanao épilation amin'io cire à épiler io: