Accéder au contenu principal

Articles

Affichage des articles associés au libellé salama

VONONA NY HITERAKA AHO

Alohan'ny hiterahana ny vehivavy dia betsaka no tokony fiomanana atao na ara-batana izany na ara-tsaina ary mazava ho azy ara-bola ihany koa.Ny amin'ny ara-batana dia tokony mihoatra ny 20 taona eo ho eo farafaha-keliny, amin'io mantsy no tomombana tsara daholo ny fitomboana sy ny fahamatoan'ny taova rehetra ilaina amin'ny fiterahana dia ny taovam-pananahana izay;  misakafo ara-pahasalamana tsara

OTRIK'AINA ILAINA

Hojerentsika ato indray ny otrik'aina mety ho hita amin'ny sakafo rehetra izay tena ilain'ny vatana. Ho asesintsika eto daholo ary ireo karazana vitamines sy sels minéraux ilan'ny vatantsika sy ireo sakafo misy azy ireo. VITAMINES A : produits laitiers, tamenak'atody, huître, karaoty, manga, paiso, persil, navet, épinard, abats de volailles VITAMINES B1 : tongolo gasy, céréales, petits pois, jambon VITAMINES B2 : produits laitiers, olatra, persil, laisoa, epinard VITAMINES B3 : akoho, trondro, gana,

Ny vahona

Vahona Efa ela be tany aloha tany no efa fantatra fa tena mahasoa tokoa ny fampiasana ny vahona na aloe vera na koa hoe aloès. Ny antsoina hoe latex izay azo avy amin'ny hoditry ny vahona sy ny gel, ilay tsiranoka azo avy amin'ny nofony no tena ilaina amin'izany ary aty amin'ny tany mafana toa an'i Madagasikara izao dia tena betsaka azy mihitsy. Maka tahona vahona iray ianao, potserina tsara hivoaka ny ranony ary ilay maditidity somary maitso iny no gel.