Accéder au contenu principal

Articles

Affichage des articles associés au libellé aliment

OVY MANTA - POMME DE TERRE CRUE - REMEDE MEDICINAL

Ny ovy dia ahitana betsaka glucides, protéines, magnésium, potassium  ary vitamines B1, B2, B3, B5, B6, B9, C, E. Misy tombonyhafa ihany koa anefa mety ahasoa antsika ao anatin'ny ovy ka ovy manta no resahana eto:

SAUCE AMIN'NY HENA BAOLINA

 Ilaina: hena baolina 12 isa eo menaka 3 sotro fihinanana voatabia 2 lehibe gros oignon 1 ketchup 2 sotro fihinanana sauce soja 2 sotro fihinanana   

OTRIK'AINA ILAINA

Hojerentsika ato indray ny otrik'aina mety ho hita amin'ny sakafo rehetra izay tena ilain'ny vatana. Ho asesintsika eto daholo ary ireo karazana vitamines sy sels minéraux ilan'ny vatantsika sy ireo sakafo misy azy ireo. VITAMINES A : produits laitiers, tamenak'atody, huître, karaoty, manga, paiso, persil, navet, épinard, abats de volailles VITAMINES B1 : tongolo gasy, céréales, petits pois, jambon VITAMINES B2 : produits laitiers, olatra, persil, laisoa, epinard VITAMINES B3 : akoho, trondro, gana,