Accéder au contenu principal

Articles

Affichage des articles associés au libellé astuce

OVY MANTA - POMME DE TERRE CRUE - REMEDE MEDICINAL

Ny ovy dia ahitana betsaka glucides, protéines, magnésium, potassium  ary vitamines B1, B2, B3, B5, B6, B9, C, E. Misy tombonyhafa ihany koa anefa mety ahasoa antsika ao anatin'ny ovy ka ovy manta no resahana eto:

1H DIA AFAKA NY MONY SADY TSY MARARY!!!!

Raha misy mony efa mitady ho masaka ireny ianao, dia makà crème bébé (eny amin'ny épicerie dia efa misy 5 000fmg). Maka kelidiakely fotsiny amin'ny ratsatananao. Ary apetraho eo ambonin' ilay mony.