Accéder au contenu principal

Articles

Affichage des articles associés au libellé mitondra vohoka

VONONA NY HITERAKA AHO

Alohan'ny hiterahana ny vehivavy dia betsaka no tokony fiomanana atao na ara-batana izany na ara-tsaina ary mazava ho azy ara-bola ihany koa.Ny amin'ny ara-batana dia tokony mihoatra ny 20 taona eo ho eo farafaha-keliny, amin'io mantsy no tomombana tsara daholo ny fitomboana sy ny fahamatoan'ny taova rehetra ilaina amin'ny fiterahana dia ny taovam-pananahana izay;  misakafo ara-pahasalamana tsara