Accéder au contenu principal

Articles

Affichage des articles associés au libellé bébé

MINUSCULES ET MIGNONS

Rien à dire ils sont tous trop mimi            

CHOIX DU SEXE DU BEBE

La maman doit suivre un régime diététique très spécial pour pouvoir choisir le sexe de son bébé. Ce régime favorise une acidité ou une alcalinité du vagin. L'acidité permet d'obtenir le sexe féminin et l'alcalinité pour le sexe masculin.

HIALA COUCHES NY ZANAKO

Niala ary ny couchesn'ny zaza. Niandry 1, 2, 3 andro, mbola mandoto ny kilaoty ihany ny zaza.. Tsy midika akory izany hoe tsy mahay ianao reny. Fa mila fantarinao tsara hoe efa afaka ny hanao maloto anaty pô tokoa ve ilay zaza. Misy fotoanany ny zavatra rehetra. Ary mila fotoana koa ny zaza ahafantarany tsara ny tadiavinao reny atao. Raha mandinika ianao, dia hitanao fa tsy dia manahirana ny zaza loatra na dia misy maloto aza ao anatin'ny couchesny ao (raha tsy dia ela ianao manolo azy). Tsy tsapan'ny zaza velively hoe maloto io zavatra avoakany io. Kanefa isika lehibe dia mahalala fa tokony any amin'ny WC no anariana io maloto io.