Accéder au contenu principal

Articles

Affichage des articles associés au libellé anthurium

PLANTES D'INTERIEUR

Anthurium crystallinum no anaran'izy ity, mila hazavana izy nefa tsy tia masoandro, tsy tia toerana mangatsiaka anefa izy, mila rivotra ihany koa, tena tia rano izy. Rehefa tena lehibe ny Anthurium crystallinum dia mahatratra 80cm eo ny haavony. Ny fikoloina azy dia esorina izay raviny misy simba na maina. Izy dia miteraka amin'ny alalan'ny vodiny ao anaty tany. Mety koa ny Anthurium crystallinum na atao any an-tokotany aza saingy atao anaty serre kosa izy mba tsy ho azon'ny masoandro mivantana raha tsy izay dia lasa somary mavo ny raviny.. Maintso ohatra ny velour izay ny lokony ary hita be ny nervuren'ny raviny izay mampiavaka azy tokoa.