Accéder au contenu principal

Articles

Affichage des articles associés au libellé vehivavy tia lamaody

KIRARO AMIN'NY ANDRO MAFANA

Inona ny kiraro fanao amin'izao andro mafana izao? Ny kapa:

METY HO TIANAO VE?

Kiraro gant: Asa na rahoviana vao ho tonga eto amintsika ny kiraro na tennis toy izao, fa izao indray izao no lamaody amin'ny tennis kely any am-pita any? mety ho tianao ve fa tahaka ny tsy manao kiraro ianao fa ny tadiny sisa no hahafantarana hoe kiraro izy.