Accéder au contenu principal

Articles

Affichage des articles associés au libellé santé

OVY MANTA - POMME DE TERRE CRUE - REMEDE MEDICINAL

Ny ovy dia ahitana betsaka glucides, protéines, magnésium, potassium  ary vitamines B1, B2, B3, B5, B6, B9, C, E. Misy tombonyhafa ihany koa anefa mety ahasoa antsika ao anatin'ny ovy ka ovy manta no resahana eto:

LE CANCER DU SEIN

Santé:   Mieux vaut prévenir que guérir car le cancer du sein non traité à temps résulte l'ablation total du sein et même la mort. Soit on procède à l'implant mammaire (Chirurgie plastique), soit on vivra jusqu'à la fin de la vie avec un seul sein.

SEXE: LE BLOCAGE FEMININ

quel en sont les causes: ------- Il y a ce qu'on appelle "femmes vaginiques": Elles peuvent très bien être amoureuses mais aucune pénétration n'est possible.

LES PERTES BLANCHES

Des fois, nous rencontrons des petits soucis incompréhensibles et parfois inquiétant au fonctionnement de notre organe génital.  Ici, nous allons parler des "pertes blanches", découvrir à quel moment devra - t - on vraiment s'inquiéter? 

TOILETTE INTIME (version française)

Dans l’appareil génital de la femme, il y a la flore vaginale qu’on doit prendre soin à cause de sa fragilité. Cette flore vaginale a pour rôle de protéger l’appareil génital contre toutes les saletés et donc tous les facteurs d’infections que ce soit grave ou pas. Les saletés entraînent des infections et toutes sortes de maladies et cela pour une minorité de négligence. C’est pour ca que nous, les femmes, on doit respecter la toilette intime.

TOILETTE INTIME

Ny toilette intime dia ny fanadiovana ny fivaviana. Ao amin'ny taovam-pananahan'ny vehivavy ao dia misy ny atao hoe flore vaginale, mila kolokoloina tsara izy io satria mora simba tokoa izy no miaro ny taova amin'ny loto mety ho tafiditra rehetra ao ami'ny taova ao. Ireny loto ireny mantsy dia miteraka aretina maro be tsy tambo isaina mety hahazo ny taovam-pananahan'ny vehivavy raha tsy voatandrina. Izany indrindra no tsy maintsy hanajantsika vehivavy ny toilette intime.

NY JAMBES LOURDES

Ny jambes lourdes? Tsy dia resahina loatra  sady tsy dia tena raharahiana loatra ny jambes lourdes, kanefa dia betsaka ny voan'izy ity. Fa ny vehivavy no tena betsaka voan'izy ity nohon'ny lehilahy, ka andao ary horesahina: Ny lalan-drà izay mitondra ny rà avy any amin'ny taova mankany amin'ny fo no anton'izy ity. Indraindray dia misy tsy mety kely ny fiasan'io lalan-drà io ka mampiandrona ny rà amin'ny faritra ambanin'ny ranjo ka mahatonga ny jambes lourdes. Ny fahenoana jamabes lourdes dia matetika ny alina. Tena heno tokoa araka ny anarany ho mavesatra ny ranjo. Indraindray dia toa voly ihany koa.

VONONA NY HITERAKA AHO

Alohan'ny hiterahana ny vehivavy dia betsaka no tokony fiomanana atao na ara-batana izany na ara-tsaina ary mazava ho azy ara-bola ihany koa.Ny amin'ny ara-batana dia tokony mihoatra ny 20 taona eo ho eo farafaha-keliny, amin'io mantsy no tomombana tsara daholo ny fitomboana sy ny fahamatoan'ny taova rehetra ilaina amin'ny fiterahana dia ny taovam-pananahana izay;  misakafo ara-pahasalamana tsara

Ny vahona

Vahona Efa ela be tany aloha tany no efa fantatra fa tena mahasoa tokoa ny fampiasana ny vahona na aloe vera na koa hoe aloès. Ny antsoina hoe latex izay azo avy amin'ny hoditry ny vahona sy ny gel, ilay tsiranoka azo avy amin'ny nofony no tena ilaina amin'izany ary aty amin'ny tany mafana toa an'i Madagasikara izao dia tena betsaka azy mihitsy. Maka tahona vahona iray ianao, potserina tsara hivoaka ny ranony ary ilay maditidity somary maitso iny no gel.