Accéder au contenu principal

Articles

MITONDRA VOHOKA AHO: ireo singa ahafantarana azy

Tsy tonga ny fadimbolana: Rehefa bevohoka ny vehivahy dia ny fadimbolana no tsy miverina intsony raha tsy fotoana lavalava aorian'ny fiterahana indray. Rehefa tsy tonga herinandro izy io dia ny "test de grossesse" no tsara indrindra hanamafisana azy fa tena vohoka tokoa no mahatonga ny fadimbolana tsy tonga indrindra moa fa raha tena ara-potoana foana ny fandehanany talohan'izay. Ireto anefa misy antony vitsivitsy mety ahatara ny fadimbolana nefa: - tara na tsy nisy ny fotoana naha lonaka izay mety ho vokatry ny rarin-tsaina na "stress". Ny ankizivavy vao tonga fotoana voalohany sy ireo vehivavy efa misimisy taona (45ans) - ny fanajanonana ny fandrindram-piterahana   Ireto ary ny singa ahafantarana tokoa fa mitondra vohoka ny vehivevy iray: 1* Mivonto sy somary maharary ny nono:

ASTUCES TRES FACILES - CUISINE

" OEUF SUR PLAT" tsy miraikitra amin'ny lapoaly : somary kikikikisana moramora amin'ny vainga-tsira ny lapoaly ary tsy sasana fa fahona amin'ny lamaba madio tsara sy maina. Tsy hiraikitra ny atody. Fitahirizana persil tsy halazo: Esorina na tapahina ny vodin'ny persil, kely fotsiny no halana. Atao ao anaty vera misy rano mangatsiaka, dia saromana amin'ny sachet plastique ilay vera, hidina tsara amin'ny "élastique" mba tsy ho tafiditry ny rivotra. Dia apetraka ao anaty vata fampangatsiahana (frigidaire), somary alavirina ny faritra tena mangatsiaka amin'ny frigo izy. Ohatra: amin'ny varavaravn'ny frigo, amin'ny farany ambany.

OVY MANTA - POMME DE TERRE CRUE - REMEDE MEDICINAL

Ny ovy dia ahitana betsaka glucides, protéines, magnésium, potassium  ary vitamines B1, B2, B3, B5, B6, B9, C, E. Misy tombonyhafa ihany koa anefa mety ahasoa antsika ao anatin'ny ovy ka ovy manta no resahana eto:

TATOUAGES POUR FEMMES

des tatouages pour toutes les parties du corps vous en trouverez ici: des épaules, des ventres et des bas ventre, des pieds, des cuisses, des bras, et même les visage

LES LUNETTES DE SOLEIL (TENDANCE)

THE MOST BEAUTIFUL SKYCRAPERS IN THE WORLD

ET LA SALLE DE BAIN ...

SUPER SALON NOIR ET BLANC

LE SALON EN COULEUR

STYLE DE RIDEAUX

DESIGN DE CUISINE

BERCEAU DE NOS JOURS

   Voici quelques design de berceau .... pour les enfants un peu plus grands cliquez ici  garçon: http://isikavehivavy.blogspot.com/2014/09/chambre-denfantgarcon.html     fille: http://isikavehivavy.blogspot.com/2014/09/comme-une-princesse-ma-fille-se-sentira.html   Pour Papa et Maman : http://isikavehivavy.blogspot.com/2014/09/bonne-nuit-et-faites-de-beau-reve.html

CHAMBRE D'ENFANT:GARCON

Pour voir les chambre de filles cliquer sur le lien ci-dessous   http://isikavehivavy.blogspot.com/2014/09/comme-une-princesse-ma-fille-se-sentira.html Pour voir les chambres des parents cliquez sur le lien en dessous de l'image    http://isikavehivavy.blogspot.com/2014/09/bonne-nuit-et-faites-de-beau-reve.html

COMME UNE PRINCESSE MA FILLE SE SENTIRA

La p'tite ne demandera plus de dormir dans le lit de papa et maman pour les cauchemars ....    Pour les chambres des petits garçons, cliquer ici http://isikavehivavy.blogspot.com/2014/09/chambre-denfantgarcon.html   Pour voir les chambres des parents, cliquez sur le lien suivant:  http://isikavehivavy.blogspot.com/2014/09/bonne-nuit-et-faites-de-beau-reve.html  

BONNE NUIT ET FAITES DE BEAU REVE :)

Quelques idées pour vous aider à faire votre chambre ..... http://isikavehivavy.blogspot.com/2012/09/ondana-tsara.html