Accéder au contenu principal

1H DIA AFAKA NY MONY SADY TSY MARARY!!!!

Raha misy mony efa mitady ho masaka ireny ianao,
dia makà crème bébé (eny amin'ny épicerie dia efa misy 5 000fmg).

Maka kelidiakely fotsiny amin'ny ratsatananao.

Ary apetraho eo ambonin' ilay mony.

Tsy ahosotra ary tsy kosehina fa apetraka eo fotsiny ilay crème.

Avelao ijanona eo mandritra ny ora iray.

Rehefa avy vita izay dia fafana amin'ny coton.

Hohitanao fa afaka ilay mony, miara-miala amin'iny crème iny.

Raha tsy afak'izay ilay mony dia mila dermatologue mihitsy izay.

Samy tsarà daholo ô!

Commentaires

Posts les plus consultés de ce blog

MITONDRA VOHOKA AHO: ireo singa ahafantarana azy

Tsy tonga ny fadimbolana: Rehefa bevohoka ny vehivahy dia ny fadimbolana no tsy miverina intsony raha tsy fotoana lavalava aorian'ny fiterahana indray. Rehefa tsy tonga herinandro izy io dia ny "test de grossesse" no tsara indrindra hanamafisana azy fa tena vohoka tokoa no mahatonga ny fadimbolana tsy tonga indrindra moa fa raha tena ara-potoana foana ny fandehanany talohan'izay. Ireto anefa misy antony vitsivitsy mety ahatara ny fadimbolana nefa: - tara na tsy nisy ny fotoana naha lonaka izay mety ho vokatry ny rarin-tsaina na "stress". Ny ankizivavy vao tonga fotoana voalohany sy ireo vehivavy efa misimisy taona (45ans) - ny fanajanonana ny fandrindram-piterahana   Ireto ary ny singa ahafantarana tokoa fa mitondra vohoka ny vehivevy iray: 1* Mivonto sy somary maharary ny nono:

NY FIHETSIKAO REHEFA MIHETSI-JAZA

Marary tokoa ny mihetsi-jaza. Voalohany aloha dia tokony efa voahomana tsara daholo ny entana hoentina mamonjy hôpitaly dieny mbola tsy mihetsika ny zaza izany hoe rehefa manomboka ny hoe "miandry andro" ianao

PATE A PIZZA TENA MORA ATAO

Ity misy fanaovana pate a pizza tena mora atao: